FATONGAVANY KARDINALY DESIRE TSARAHAZANA MANANARA
Ankaravoana no nandraisany kristianina ao Mananara Avaratra ny fahatongavany ray aman-dreny ara-panahy eto Madagascar son Eminence kardinaly Desire Tsarahazana izay misahana andraikitra Administrateur Apostolique diocèse Fenerive -Est ! Fitsidihana faharoa nataony teo anivony paroisse ste Jeanne d’Arc Mananara nandritra naha kardinaly azy izao fitsidihana ara-pastoraly izao , mitohy ny fotoana mandritra ity herinandro ity isan’izany