𝐙𝐀𝐙𝐀 πŒππŽπ‹π€ π“π’π˜ π‡π€π‘π˜ 𝐍𝐎 ππˆπ’π˜ ππ€ππ€π‘π˜ π“π„π“π’π˜ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŠπ“ π’πŽπ€ππˆπ€πƒπ€ππ€ππ€ π’π€ππŽπ“π’π˜ ππ€πŒπ„π‡π€ππ€

Posted by - janvier 17, 2024

  Zaza kely mbola enim-bolana an-kibo, no nisy nanary tetsy amin’ny Fokontany Soaniedanana, Ankizy sendra nilalao no nahatsikaritra tsy lena na Sachet maintimainty teo amoron-drano no nahita ity izay nisy ny fatin’ity zazarano arak any filazan’ny taolo azy.     Ireo zaza ireo indray no nitatitra tamin’ny olon-dehibe teo an-tanana, ka dia vory ny ny

Ady Baolina Kitra | Nivoaka sempotra ny FC Lion Belanitra vao nahalavo ny FC Ilafy

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023

Tontosa ny Alahady 24 Desambra 2023 lasa teo teo amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA, Commune Sabotsy Namehana ny lalao famaranana ny Ady Baolina Kitra nokarakarain’ny MPI.KI.TRA, na ny MPILALAO KITRA TRANAINY, eto SABNAM. Lalao famarananana izay nifandonan’ny FC Lion Belanitra sy ny FC Ilafy, izay famerenana ny lalao, satria tsy tontosa hatramin’ny farany ny lalao izay