Gasikara Fenosoa | Vita ny fakana ambavany

Posted by - décembre 8, 2023

Naharitra ora 4 be izao ny fakana am-bavany an’i Gasikara Fenosoa, Mpanao Gazety ao ami’ny Real Tv, tetsy amin’ny Borigadin’ny Zandarmariam-pirenena tetsy fiadanana androany. Tonga nankahery sy nanotrona azy ireo Mpanao Gazety marobe, nahitana ny Gazety ambava, an-tsoratra, ary ny Mpanao Gazety an’habaka. Nisolon-tenany Gazety an’habaka www.feonydemokrasia.mg teny i ‘Lay Mahintsy.   Tazana teny ihany

Ben’ny tanana ny Kaominina Ambanivohitra Analaiva |Nanao herisetra tamin’ny mpanao gazety

Posted by - novembre 13, 2023

Fitarainana mikasika herisetra amin’ny mpanao gazety Ity ben’ny Tanana eto amin’ny sary ity dia ben’ny tanana ny kominina Ambanivohitry Analaiva nampanatena ny olona tao amin’ny kaominina izay hanatrika ny propagande ety Morondava dia mahazo tee-shirt sy vola ary hiatohana ny transport saingy efa hatramin’ny 00h20 mbola eo amin’ny banky Bfv ireo olona maro nahita izany