ANTSOHIHY : NAMOY NY AINY ILAY MIARAMILA VOAFIRA TAO ANJIAMANGIRINA

Posted by - décembre 14, 2023

Ny harivan’ny 12 Desambra 2023 efa somary maizina no nisy namira tampoka teo amin’ny lohany tao Anjiamangirina II ity mpitandro filaminana eo anivon’ny Tafika Malagasy ity ka nifamonjena‚ nohentina namonjy toeram-pitsaboana ary nanao ny ezaka rehetra ny mpitsabo fa noho ny ratra mafy nahazo azy dia tsy tàna ny ainy omaly maraina ny Alarobia 13