Dahalo fito lahy mitondra basy no nanafika tao amin’ny Tomby Mahatsara

Posted by - janvier 24, 2024

πŸ“Œ Dahalo fito lahy mitondra basy no nanafika tao amin’ny Tomby Mahatsara ao Mandrevomby kaominin’i Belitsaky Distrikan’i Maintirano.   πŸ“Œ Tamin’ny Alahady hifoa Alatsinainy tokony ho tamin’ny 11ora Alina no tafian’ireo Dahalo ireo Mponina manodidina an’io Toby Mahatsara io. Voakapokatsy tamin’ny Lohany ilay Raiamandren’io Toby io ary voatitra tamin’ny kibony ilay zanany.   πŸ“Œ Vehivavy