RN4 TSY EKENA NY FANAOVANA DONA MIVERINA SY GABORARAKA
RN4: Ho hentitra ny fepetra horaisina amin’ireo mpamily fiara taksiborosy manao » dona miverina, » sy mameno mampiditra olona eo amin’ny tobi-tsolika Shell eto Maevatanàna an-tampon-tanàna. 👉 Nafana ny dinika niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra misahana ny fifamoivoizana an-tanety avy any Antananarivo sy Mahajanga: ( Administrateur ATT National, Dir. ATT Boeny, 1er Vice Président CPCTRV, Lehibeny PTR: