« FANDRIAKA » asa tagnamaro mampiavaka ny foko Tsimihety.

Posted by - janvier 26, 2024

📌 Azo lazaina koa hoe, fanomezan-tanana amin’ny asa atao ho an’ny mpiara-belona, itaomana ny mpiray tanana na Fikambanana, asa atao antsitra-po tsy misy tambiny. Tanterahina amin’ny karazana asa maro toa fananganana trano…   📌 Kolontsaina manana ny maha izy azy satria mamelona ny firaisankina sy fihavanana amin’ny fiarahamonina ny Fandriaka. Nanatanteraka izany i Iavizaka dite