FAHATRARANA OMBY HALATRA AVY AMIN’NY DISTRIKA MPIFANILABODIRINDRINA AMIN’I MIANDRIVAZO
📌 Tontosa ny talata faha 30 janoary 2024 ny famerenana soa amantsara amin’ny tompony ireo omby 14 very tao amin’ny fokotany Ambohitromby kaominina ambanivohitry Belobaka distrikan’i Tsiroanomandidy faritra Bongolava 📌 Marihina fa ny 26 janoary 2024 lasa dia nisy tranga fanafihan-dahalo ka naharatràna olona roa tao amin’io kaominina Belobaka io. 📌 Noho ny fiaraha-miasa ny