Tantarain’i Le Monde i Chef Mbinina:
LA GASTRONOMIE PIZZA Tantarain’i Le Monde i Chef Mbinina: Aide-cuisinier no niantombohany ary tany no nananany hevitra hanangana ny Gastro Pizza. 1 tapitrisa Ar hoy izy no nilainy tamin’izany fotoana izany nefa tsy nisy banque nety nampindrana azy io vola io. Nanangom-bola tamin’ny asa an-tselika izy sady nianatra dia nanangana trano hazo sy