Kianja Ambohibemasoandro | Nivoaka Mpandresy ny ekipa FC MIRAY

Posted by - novembre 14, 2023

Kianja Ambohibemasoandro | Nivoaka Mpandresy ny ekipa FC MIRAY Ny Alahady 12 novambra 2023 lasa teo no tao amin’ny natao kianja Ambohibemasoandro ny Ady baolina kitra lehibe , izay nikatrohan’ny Ekipa vofantina ny FC MIRAY sy ny Ekipa vofantina FC PORTING Nandresy nazava tamin’ny isa 02 no tsy misy ny ekipa FC MIRAY raha nanoloana