TANORA OLIVA, REZIONALY ANTSIRANANA: NANATANTERAKA SEMINERA VOALOHANY

Posted by - décembre 26, 2023

Nisy ny SEMINERA andiany voalohany nataon’ny Sampana Tanora Oliva Antsiranana omaly 25 Desambra tao amin’ny Fiangonana Apokalypsy FRANCO EFESOSY.   Lohahevitra 12 izay nifandrombonan’ireo mpampiofana na formateur 12 no nifampizarana tamin’ireo tanora tonga nanatrika ity Seminera ho an’ny Tanora ity., dia ny : Tanora sy Fanabeazana, Tanora sy ny Fahasalamana, Tanora sy ny Serasera, Tanora