Antsirabe | Vanim-potoana fiakaran’ny voankazo, fa saingy indrisy ny haratsian-dalana

Posted by - janvier 20, 2024

πŸ“Œ Vanim-potoana fiakaran’ny voankazo izao ary manankarena voankazo i Vakinakaratra Sahanivotry Tsarahonenana no tena sompotry ny paoma kanefa indrisy fa sahirana ireo tantsaha ny amin’ny fampiakarana ny vokatra mihazo ny renivohitra.   πŸ“Œ Ratsy ny lalana ka vitsy dia vitsy ny fiara afaka mitatitra ny vokatra any antoerana ; hany ka irony bisikileta irony no

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,   Toy ity eto amin’ny zaodahy ity Zao, mandalo eto avokoa ireo fiara fitanteram_mbahoaka mampitohy ny renibohitra kanefa dia toy izao ny fahasimbana eto.   Manaitra ny tompon’andraikaka   Nangonin’i Hanitra – Antsirabe