mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagn

Posted by - fΓ©vrier 6, 2024

πŸ“Œ Hifanohana sy hifanampy ary hifampahery hatrany indrindra ao anatin’ny sarotra… Tsy irery tokoa ireo mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagny noho ny fiakaran’ny rano tao aoriana ny orabe mikija izay naharitra 3andro.   πŸ“Œ Amin’ny maha Ray amandreny ny governora Lucien Razafitsotra dia tonga nitsidika azy ireo ny tenany tao amin’ny tranompokonolona Vohipeno sy