MAEVATANANA : MIHANAKA NY ARETI-MIFINDRA AMIN’NY MASO

Posted by - janvier 9, 2024

Raha mbola tsy voafafa akory ny aloky ny aretina COVID dia mihanaka sahady indray izao no areti-maso ao amin’ny faritri’ Maevatanana.   Olona miisa 6 izao no fantatra fa tratran’ity areti-mifindra amin’ny maso ity raha iny faritra iny. Misy amin’ireo no mponina ao Maevatanana fa misy kosa ny vahiny mandalo.   Atahorana noho izany ny