ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026 | Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka

Posted by - novembre 12, 2023

ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026 Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka eto anivon’ny Federasiona, izay tarihin’ny filoha RANDRIAMANAMPISOA Alfred, androany tolakandro tetsy @ Kianja Barea Mahamasina. Toy ny efa fanao dia misy hatrany ny Primes de présence sy ny primes de match rehefa mandrobaka fandresena. Ny mampiavaka kosa anefa aminin’ity dia mitombo avo roa heny