CODE Menabe sy ny GOOD DEEDs | Nankalaza ny JIV

Posted by - décembre 6, 2023

Toy ny isantaona, ny 05 déc., ho fankalazana ny JIV na journée internationale de volontariat, ny CODE Menabe sy ny GOOD DEEDs DAY ao Menabe dia nanao asa an-tsitrapo teny anivon’ny sekoly fanabeazana fototra telo teto Morondava, EPP Morondava centre, EPP Namahora nord, EPP Tanambao, izay nanetsehana ny mpianatra Ray amandreny sy ny FEFFI ary