Morondava sahirana ireo mpaka fisotroan-dronono

Posted by - novembre 10, 2023

Tara vao tonga ireo missionaries ka niteraka fahasahiranana sy savorovoro teo amin’ny trΓ©sor Morondava androany, nisy efa tamin’ny 4 ora sasany maraina no naka laharana saingy nasaina nody ny atoandro fa nisy olana ny fiara ireo missionaries ka mety tsy ho tratra androany saingy niaritra teo ihany ireto zoky olona satria na saran-dalana hodiana aza