FARITRA MENABE BEN’NY TANANA IRAY NIDOBOKA AM-PONJA VONJIMAIKA

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024
πŸ“Œ Nisy lehilahy iray nampiahiahy ny zandary naonao fisafoana tao amin'ny kaominina ambanivohitra Beroboka avatra ao amin'ny distrikan'ny Belo sur Tsiribihina ka niroso tamin'ny fisavana azy ireo zandary dia nahitana moara (ody gasy) sy fahana Telma maromaro taminy nandritr'izany niroso tamin'ny fisamborana sy fitazomana azy ny zandary ary nanokatra fanadihadiana satria isany fataon'ireo mpaka an_keriny

Belo sur Tsiribihina Mpiandry ny fiangonana FLM maty notofirin’ny dahalo

Posted by - janvier 19, 2024
 Ny arivan'ny Alakamisy faha 18 Janoary 2024 taminy 8ora alina tao Sasala Alfred, monina ato fokotany Ankirondro avaratra kaomina Bemarivo Ankirondro distrika Belo sur tsiribihina raha nody avy nivarotra teny an-tsena ity mpiandry ity dia efa nanaraka azy ireo dahalo.   Rehefa tonga tao trano kely izy avy hatrany  dia niditra ankeriny ireo dahalo, tao