BELO SUR TSIRIBIHINA : MPIANATRA ROA INDRAY NISY NAKA AN-KERINY ALINA

Posted by - janvier 21, 2024

πŸ“Œ Alina tokony tamin’ny 11 ora alina dia nitrangana fankana an-keriny tao amin’ny fokotany Tsaramandroso kaominina ambanivohitry Belo sur Tsiribihina ka zaza roa mianadahy 16 sy 13 taona mpianatra avy any ambanivohitra any Andrafineta fa mipetraka mianatra ao Belo sur Tsiribihina ireto nisy naka ankeriny ireto, olona telo no tonga tao amin’izy ireo ary nitady