Antsirabe | Vanim-potoana fiakaran’ny voankazo, fa saingy indrisy ny haratsian-dalana

Posted by - janvier 20, 2024

πŸ“Œ Vanim-potoana fiakaran’ny voankazo izao ary manankarena voankazo i Vakinakaratra Sahanivotry Tsarahonenana no tena sompotry ny paoma kanefa indrisy fa sahirana ireo tantsaha ny amin’ny fampiakarana ny vokatra mihazo ny renivohitra.   πŸ“Œ Ratsy ny lalana ka vitsy dia vitsy ny fiara afaka mitatitra ny vokatra any antoerana ; hany ka irony bisikileta irony no