ANTALAHA | AMBODIVOANGY COMMUNE RURALE ANTSAHANORO

Posted by - dΓ©cembre 25, 2023

Ny 23 Desambra 2023 lasa teo no notakana tamim-pomba ofisialyny tranonm-panjakana eto amin’ny Fokontany Ambodivoahangy, olo-manankaja maro, sivily sy miaramila, izay notarihin’Andriamatoa Ben’ny Tanana Andriamatoa Harivelo Thierry Injafy no tonga nanotrona sy nanome vonihaitra izany fanokanana ofisialy izany.   Tiana no mampahafantara fa ity fotodrafitrasa ity dia namboarin’ny Ben’ny Tanana Harivelo Thierry Injafy no angady