Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.

Posted by - novembre 14, 2023

  Tena Mila vonjy ireo Tantsaha ao amin’ny distrika Anjozorobe sy Ankazobe.   Mahakasika ilay FANAFIHAN-DAHALO tao Tranokambana, Kaominina Fihaonana Distrika Ankazobe omaly alina. Niditra ny tanΓ na ny dahalo teo amin’ny 8 Ora alina teo ary nanampina ny kiondalana rehetra izy ireo sady nanapoaka basy tsy akiato. Niezaka niditra tao an-tokatranon’i madame Monique kosa ireto