𝗦𝗢𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗥𝗜𝗡𝗬 : ᴍᴘᴀɴᴇɴᴅᴀᴋᴀ,ᴍᴘɪᴠᴀʀᴏᴛʀᴀ ʀᴏɴɢᴏɴʏ ary ᴍᴘᴀᴍᴀᴋʏ ᴛʀᴀɴᴏ

Posted by - novembre 14, 2023

𝗦𝗢𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗥𝗜𝗡𝗬 : ᴍᴘᴀɴᴇɴᴅᴀᴋᴀ,ᴍᴘɪᴠᴀʀᴏᴛʀᴀ ʀᴏɴɢᴏɴʏ ary ᴍᴘᴀᴍᴀᴋʏ ᴛʀᴀɴᴏ   Lehilahy miisa 2 no voasambotra mahakasika ny raharaha fanendahana raha toa ka lehilahy iray hafa mahakasika ny vaky trano ;Ary sarona ihany koa ireo mpivarotra rongony eny amin’ny manodidina.   Ao anatin’ny hetsika sy ezaka hampihenana ny asan-jiolahy sy ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina tanteraka ny

FANOLORANA IREO FOTO-DRAFITR’ASA MANARAKA NY HAITAO ARA-KAJY MIRINDRA TETO BETSIZARAINA

Posted by - novembre 13, 2023

FANOLORANA IREO FOTO-DRAFITR’ASA MANARAKA NY HAITAO ARA-KAJY MIRINDRA TETO BETSIZARAINA, COMMUNE AMBOHIMANGAKELY.   Ministry ny fampiroboroboana sy fanovàna ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny fifandraisan-davitra, Tahina RAZAFINDRAMALO dia nanolotra ireo fitaovana sy fotodrafitr’asa manaraka ny teknolojia vaovao ho an’ireo mponina ao an-toerana.   ️ Notokanana araka izany teto amin’ny Biraon’ny Fokontany sy ny