VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024

π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro, Distrika Ambatofinandrahana,) fa nidiran’ny dahalo mirongo basy tamin’ny Telo ora maraina ,araka ny fampitam-baovao avy eny an-toerana dia nataon’ny dahalo tampim-baravarana ireo mpifindra monina ireo ka tsy afaka nivoaka ny trano tokony ho tamin’iny Telo