
IZAY TONGA SOA IHANY NO ARAHABAINA!

Hoy i Kapiteny Faneva : TSY HAIKO NA AHOANA HOAVINTSIKA ETO TY FA EFA TSY RARINY INTSONY IZAO E!!!
Hoy i Kapiteny Faneva : TSY HAIKO NA AHOANA HOAVINTSIKA ETO TY FA EFA TSY RARINY INTSONY IZAO E!!!
Hoy i Kapiteny Faneva : Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô,
🤗🤗Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô, Sady asa vita no fahafinaretana azo 🙏 🙏Misaotra ny Tompo fa vita aloha ny tany, fa ny fanamafisana ny Kalony sy ny Dina itambarana sisa no atao. 👉Tena lasa mandihy fa tsy MANOMPO tanindrazana indray ilay kolonely, mahagaga fa ny asa vita ihany??🙏🙏 🙏🙏Mivavaka hatrany @ Tompo mba hilamina ny manodidina atsika Ry Menabe @ izay milamina maharitra isika 🙏🙏🙏
👉De l’Avant!💪

FEHINY:
« La pensée que je serai demain avec toi me donne la force d’aller DE L’AVANT aujourd’hui. »
Jack Nicholson
Nisy ny fizarana boky torolalana ho an’ireo Ben’ny tanana.

Nanatontosa gny fiaraha misakafo
ihany koa androany Nosikely-
izy ireo no nahazo voalohany tamin ny concours Flash mob na Ihafy 2em Édition izay nokarakarainy ONG Moteur
Nosikely- ro nibata loka Omby 

tamin tsara sitram po
nasaina manokana ihany koa Parrain NOnimihary Ralaiavyary Ralaiavy tandroky Gnagnara 
Colonel Faneva Izy no Ray mpiahy anay tamin ny Ihafy adiany faharoa ity Na hoe Isika Hamboly Firaisan kina 



Ary mbola ho Izy hatrany ho Ray mpiahy Ihafy andiany fahatelo sy manaraky eo
tsy soloanay olo hafa Parrain nay fa mikarakara anay 




Hafalia ro nizara nandroany nitohiza Amin sinjaky gny fiaraha …misaotra Nosikely- nanasa avao koa ekipan i ONG Moteur nandroany

Mirary soa bdb ho an i Parrain Ihafy koa hoeny Zao hoeny Zao koa mba ho velona ao am po tsika tokoa gny firaisan kina voho fihavana izay no tanjona avy Amin i ONG Moteur Amin Ihafy ity ….![]()
![]()

TA.FA miaraka amin’i Kolonely FANEVA
Tongasoa eto amin’ny takelaka manokana TA.FA miaraka @amin’i Kolonely FANEVA (De l’Avant!)
Takelaka iray natao hifanabeazana, hifampizarana, indrindra ny tsara ho fantatra mahakasika ny fampandriam-pahalemana.
Mirary anao mba hahazo fahalalana ao am-panarahana izany takelaka izany

FIKAFIKA FANASANA TANANA HOY COLONEL FANEVA
26/20/2024
ADY AMIN’NY FANGERENA AN-KALAMANJANA
04/20/2024
DROIT DE RÉPONSE.
MITOHY HATRANY NY ASA
Tafatafa nataon’ny Kolonely Faneva tamin’ireo mpampiasa ny lalampirenena makany Morondava.





