#MITOHY_HATRANY_NY_ASA Omaly, Alatsinainy 15 Aprily 2024 Nisy ny fivoriana niarahana tamin’ny ireo #Zandary_roa napetrak-i #colonel_faneva Onimihary Ralaiavy #Comandant Groupement Menabe #Sefo_fokotany_Nosikely_sy_komity_ary_ny_vatandehilahy_feno_18taona Associationbe Miray Morondava Menabe #ASSOCIATION_MORONDAVA_MIFOHA Fivoriana nametrahana ny lamina sy paikady amin’ny #andrimasom_pokonolona (#Njado) Koa nanomboka omaly alina dia miasa avy hatrany ny ekipa. Misy ny fisavana karatra ho atao manomboka amin’ny 10ora alina ka hatramin’ny 4ora maraina. Mitohy iany koa ny fanitarana ireo lalakely rehetra ho 1metatra sy sasany. Ny fanaraha maso ny fahadiovana arabe isakiny maraina.. Mankasitraka indrindra hatrany Tompoko ho amin’ny fiaraha mientana satria dia tanjona iray no kendrena dia: #NOSIKELY_MADIO_SY_MILAMINA #MORONDAVA_MANDROSO