IZAY TONGA SOA IHANY NO ARAHABAINA!

🤗 IZAY TONGA SOA IHANY NO ARAHABAINA!
👉Aleo mba hifampizara kely indray isika.
🚨FOMBA FANDREFESANA HALAVIRAN-TANY REHEFA ANY AMBANIVOHITRA KA MANDEHA TONGOTRA IANAO.
🤔Rehefa sendra mandeha tongotra any ambanivohitra iny ianao, ary rehefa te ho tonga malaky nefa tsy mbola hay ilay toerana dia tsy maintsy manotany tompotany, ary miankina @ valim-panotaniana avy aminy no hanamboaranao saina.
👉Nisy fotoana izaho nanotany tompotany, raha hamonjy tanana iray izay mbola tsy hitako, dia novaliany hoe tsy alavitra intsony izany ra sefo, satria TRA-KOKA eto aminay ilay tanana, raha lera izany dia vita antsasakadiny na mahery kely eo ho eo raha mandeha tongotra.
👉Nanotany tanana hafa koa izaho avy eo, dia namaly ilay tompotany hoe , akaikikaiky ihany satria MAHAMASA-BARY eo ho eo izany raha dian-dehilahy miaraka @ vadiny (vehivavy), eo ho eo @ adin’ny iray eo no ahavitana azy raha mandeha tongotra.
👉Niezaka nanotany azy toerana hafa ihany koa ny tenako , dia novaliany hoe ao AMBADIMBADIKA ao 😅😅 eto indrindra no tsy haiko hoe lera firy, izany hoe manantena anao fa akaikikaiky kay rehefa mandeha tongotra tsy vita raha tsy Ora 03 farafahakeliny.
👉Ary ny farany, nanotany ilay chef lieu de commune aho, dia namaly ilay olona hoe, MIHOABOHITRA im-balo (08) , ary téo vao nahatsapako @ alalan’ny tombatombana, eny am-pandehanana eny, fa vohitra 02 izany mety vita adiny 01farafahalakiny, saingy miankina @ haavon’ilay vohitra (fiakarana) sy ny hamaronireo olona mpandeha miaraka, ary ny haterin’ilay lalan-kely no mety hampiovaova izany.
🤗Asa mba manao ahoana kosa ny fomba fandrefesanana halavirana toerana any ambanivohitra misy anareo any.👏
🤗Manantena ny fandraisana an-jara mavitrika tompoko.🙏
👉De l’Avant ! 💪

Hoy i Kapiteny Faneva : TSY HAIKO NA AHOANA HOAVINTSIKA ETO TY FA EFA TSY RARINY INTSONY IZAO E!!!

🤗SALAMANGA ROLAHY !🙏
🫡Mba hizara kely izay traikefa ananana indray aloha @ mahakasika ny fomba fandresena lahatra vahoaka (ART DE CONVAINCRE)
😉 Mety maro ny fepetra arahana mba hahalavorary ka mba hahitam-bokany ny fanentanana izay atao.
👮 Saingy, alohan’izany rehetra izany, dia tsarovy fa mila RESY LAHATRA TANTERAKA @ tenanao aloha ianao vao manatateraka fanentanana iray.
🤔RESY LAHATRA @ TENAKO AHOANA MOA IZANY???😴😴
👉 Ny endrika ety ivelany ( PRESTANCE), na fijoro , na fiankanjo, na fihetsika, sns…
👉 Ny fiteny ( ÉLOQUENCE), tsy mampiasa voambola afa tsy izay mora azon »ny rehetra, ary tokony ho henon’ny rehetra ny feo.
👉 Fahafehezana ny loha hevitra (CONNAISSANCE), mety maro ny olona manam-pahaizana tonga hanatrika eo, ka mila voafehy tsara ny zavatra anentanana. FADIO NY MITENY ZAVATRA TSY AZO ANTOKA.
👉 Fahafantarana ny kolotsain’ireo hanatrika (US et COUTUMES), Mila manaraka volontany.
🚨REHEFA EO AM-PANENTANANA KOSA DIA AZA HADINO IRETO :
👍 Mahay mitady fomba tsy hampatory ny mpanatrika ( CRÉER DE L’AMBIANCE)
👍 Aza hadino ny misaotra ny olona niatrika téo na dia vitsy aza (REMERCIEMENTS).
🤗Mba araho ireo fa mety hahitanao vokatra tsaratsara kokoa @ fanentanana manaraka🙏🙏
👉De l’Avant !💪

Hoy i Kapiteny Faneva : TSY HAIKO NA AHOANA HOAVINTSIKA ETO TY FA EFA TSY RARINY INTSONY IZAO E!!!

📢📢HAZOLAVA ROLAHY📢📢
😴😴TSY HAIKO NA AHOANA HOAVINTSIKA ETO TY FA EFA TSY RARINY INTSONY IZAO E!!!
📛RAHA IZAO NO ATAO HOE ALAFALY, AROVANA, DIA AZA GAGA RAHA HO RITRA TANTERAKA IO RENIRANON’NY TSIRIBIHINA IO.🤔🤔
🫣MAMPITENY NY MOANA MARINA IZAO.😡😡
🚨FITIAVAN-TENA, MAMONO NY VAHOAKA, MANIMBA NY HO AVY, TSY MIRAHARAHA NY TARANAKA AMAM-PARA IZAO.
🙏🙏AZA MIANDRY OLO HAFA FA ANDAO MITSANGANA HIARO NY ALA.🙏🙏
📢🚨KOA HIJORO IZAHAY TANORA ARON’NY VAHOAKA HANAMPY NY MPIARO NY ALA HAMONGOTRA NY DAHALON-ALA, 💪💪
📢📢MIKAIKY ANAREO VAHOAKA HO TONGA SAINA KOA FA LOZA MIHANTONA IZAO, MIANDRY IZAY ITOTONANY…📢📢
👉De l’Avant!💪

Hoy i Kapiteny Faneva : Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô,

🤗🤗Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô, Sady asa vita no fahafinaretana azo 🙏 🙏Misaotra ny Tompo fa vita aloha ny tany, fa ny fanamafisana ny Kalony sy ny Dina itambarana sisa no atao. 👉Tena lasa mandihy fa tsy MANOMPO tanindrazana indray ilay kolonely, mahagaga fa ny asa vita ihany??🙏🙏 🙏🙏Mivavaka hatrany @ Tompo mba hilamina ny manodidina atsika Ry Menabe @ izay milamina maharitra isika 🙏🙏🙏
👉De l’Avant!💪
😅« MIAVO TSA FENO DIA KOA TAIN-DELO. »🤔hoy ny fiteny avy any izay.
🤗Ny tenako dia tsy lafatra fa mba hitondra hafatra ho antsika mpanaraka ny pejy📝📖
🤔Maro ireo mpiara-monina amintsika manafina ny fahalemeny eo @ fiainany @ alalan’ny fiavonavonana nefa tsy mankaiza akory🥲😌🙂‍↕️
🤔Tadidio fa ny fiavonavonana dia tsy hitondra fahasoavana @ fiainanao velively ary tsy hahavonjy anao @ andro sarotra, satria tsy voatery ho arakaraky ny fieretreretanao azy ny lalam-piainanao io, ka indraindray ianao voatery hitady namana na mpiara-monina.
🤫Aza hadino fa io avonavona io ihany koa no fivoy iray manalavitra anao @ fiarahamonina, nefa rehefa andalovan-drahona mainty ny fiananao an, dia ireny olona iavonavonanao ireny ihany no inoako fa hahavonjy anao, ireny ihany no hilanja anao any @ toerana hisitrihanao.
🚨FEHINY:
🤗Mahaiza miaina miaraka @ ireo mpiara-belona aminao, ary tsy adala akory ny ntaolo niteny hoe « tambatambazo ny mpamosavy hameloman’anaka », satria ny vola, ny harena, ny voninahitra izay mety hiteraka fanamboanian-tena na fiavonavonana dia misy fetrany avokoa, fa ny fihavanana ihany no mahalava velona ary mahafaka anao @ sarotra, indrindra raha sendra misy loza tampoka.
🤗Indramiko ity fiteny ity hoe : Ny tanimbary fotaka, ny omby hena, ny vola taratasy, fa ny olo ro olo. »
🤗Izay ary moa, fa soava mandry aby ô🤗
👉De l’Avant!💪
FEHINY:
🤗Mahaiza miaina miaraka @ ireo mpiara-belona aminao, ary tsy adala akory ny ntaolo niteny hoe « tambatambazo ny mpamosavy hameloman’anaka », satria ny vola, ny harena, ny voninahitra izay mety hiteraka fanamboanian-tena na fiavonavonana dia misy fetrany avokoa, fa ny fihavanana ihany no mahalava velona ary mahafaka anao @ sarotra, indrindra raha sendra misy loza tampoka.
🤗Indramiko ity fiteny ity hoe : Ny tanimbary fotaka, ny omby hena, ny vola taratasy, fa ny olo ro olo. »
🤗Izay ary moa, fa soava mandry aby ô🤗
👉De l’Avant!
« La pensée que je serai demain avec toi me donne la force d’aller DE L’AVANT aujourd’hui. »
Jack Nicholson
🤗 Nahafinaritra ny fifanakalozana traikefa nataon’ny vondrotobimpileovan’ny zandarimaria eto Menabe sy ny solotenan’ny fikambanan’ireo Ben’ny tanana vehivavy eto Madagasikara izay natao tao @ Vezo hôtel omaly zoma 14 Jona 2024.
Nisy ny fizarana boky torolalana ho an’ireo Ben’ny tanana.
🤗Nosafidinizireo manokana moa aty Morondava noho ilay faritra milamina sy madio.
🫡Nofaranana t@ fiarahana mitsaingoka sy misotro ny fotoana Ary narahana fankana sary fahatsiarovana.🙏
👉De l’Avant !💪
Nanatontosa gny fiaraha misakafo❤️ihany koa androany Nosikely- ❤️izy ireo no nahazo voalohany tamin ny concours Flash mob na Ihafy 2em Édition izay nokarakarainy ONG Moteur ♥️Nosikely- ro nibata loka Omby 🐂🐂🐂tamin tsara sitram po ❤️ nasaina manokana ihany koa Parrain NOnimihary Ralaiavyary Ralaiavy tandroky Gnagnara 🙏🙏 Colonel Faneva Izy no Ray mpiahy anay tamin ny Ihafy adiany faharoa ity Na hoe Isika Hamboly Firaisan kina 👫👬👭🧑‍🤝‍🧑🧑‍🤝‍🧑 Ary mbola ho Izy hatrany ho Ray mpiahy Ihafy andiany fahatelo sy manaraky eo❤️tsy soloanay olo hafa Parrain nay fa mikarakara anay 🤝👏👏👏❤️❤️Hafalia ro nizara nandroany nitohiza Amin sinjaky gny fiaraha …misaotra Nosikely- nanasa avao koa ekipan i ONG Moteur nandroany

Mirary soa bdb ho an i Parrain Ihafy koa hoeny Zao hoeny Zao koa mba ho velona ao am po tsika tokoa gny firaisan kina voho fihavana izay no tanjona avy Amin i ONG Moteur Amin Ihafy ity ….♥️♥️

TA.FA miaraka  amin’i Kolonely FANEVA

Tongasoa eto amin’ny takelaka manokana TA.FA miaraka @amin’i Kolonely FANEVA (De l’Avant!)

Takelaka iray natao hifanabeazana, hifampizarana, indrindra ny tsara ho fantatra mahakasika ny fampandriam-pahalemana.

Mirary anao mba hahazo fahalalana ao am-panarahana izany takelaka izany

FIKAFIKA FANASANA TANANA HOY COLONEL FANEVA

26/20/2024

ADY AMIN’NY FANGERENA AN-KALAMANJANA

04/20/2024

🤗SALAMANGA ROLAHY 🫡
🚨ADY AMIN’NY FANGERENA AN-KALAMANJANA💂
🤗Tadidio fa ny fahasalamana no voalohan-karena, nefa sarotra ny hahazahoana izany voalohan-karena izany raha sanatria ka feno loto ny manodidina anao.
🧑‍🚒Araka izany dia azo ambara fa tsy miara-dalana velively ny loto sy ny fahasalamana, tena mifanohitra mihintsy.
🤔Ny mahagaga nefa, tsapa amin’ny fiainana andavanandro fa ny ankamaroan’ny vahoaka dia te hanana fahasalamana, vatana tomady, nefa tsy te hiala amin’ny loto.
😱Ohatra ary songanina manokana amin’izany isika tia magery an-kalamanjana ireny, eny amorom-pasika indrindra indrindra.
🚨🫵Tadidio fa mandrora miatsilany isika tia manao izany,😓 raha te hahalala ny antony izany isika dia asaina amim-pitiavana ianao hanaraka ity TA.FA natao tao amorom-pasika Avaradrova Morondava ity.🤔
🤗MIHAINOA FINARITRA TOMPOKO 🙏
👉De l’Avant!💪
DROIT DE RÉPONSE.
🤗 Tonga amin’ny fotoana nifanomezana isika, fotoana izay hamintinana ny famaliana ny publications tao @ fb mahakasika ny tenako indrindra eo amin’ny fomba fiasa .🙏
🤏Koa indro ary ny andinidininy amin’izany
🤗Mihainoa finaritra tompoko🙏
👉De l’Avant!💪
MITOHY HATRANY NY ASA
✍Omaly, Alatsinainy 15 Aprily 2024
✔Fivoriana nametrahana ny lamina sy paikady amin’ny #andrimasom_pokonolona (#Njado)
✔Koa nanomboka omaly alina dia miasa avy hatrany ny ekipa.

Tafatafa nataon’ny Kolonely Faneva tamin’ireo mpampiasa ny lalampirenena makany Morondava.