๐‡๐š๐ฅ๐จ๐ญ๐จ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฉ๐š๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐‰๐ˆ๐‘๐€๐Œ๐€

373 0
Mitombo ny ahiahinโ€™ny mponina noho ny kalitaonโ€™ny rano avy aminโ€™ny paompinโ€™ny JIRAMA, izay matetika misy fofona tsy mahazatra ary somary manompy volon-tany ny lokony. Rano fisotro sy ampiasaina andavanandro no resahina, ka mety hiteraka aretinโ€™ny tsinay, typhoรฏde na kolerร , indrindra ho anโ€™ny ankizy sy ny olona marefo.
Antony lehibe 3 no nahatonga izany araka ny fanazavana noentinโ€™ny Jirama ny faha 16 Desambra 2025 lasa teo, ary efa nisy ny fepetra maro noraisina, kanefa hatraminโ€™izao volana Janoary izao, dia mbola tsy miova io faharatsianโ€™ny Kalitaonโ€™ny rano io, raha araka ny fanadihadihana natao taminโ€™ireo Mpiandry Paompy sy ny ireo Mpatsaka rano tafaresaka taminay. Araho ny fanazavana โ€ฆ

Nangoninย ยปLay Mahitsy

Related Post