Raikitra ny sakantsakana hoy Tahina RAZAFINJOELINA

382 0

 

Naneho ny alahelony ao anatin’ny takelaka manokana ahitana azy Andriamatoa Tahiana RAZAFINJOELINA, manoloana ny sakantsakana atao aminy

Indrindra ny fanampiana an’ireo olona eny amin’ny tanana iva eny amin’ny fanalana ny rano.

Tsindrian’ity Kandida laharana faharoa ao anatin’ny Bileta tokana ity fa tena hitera-doza hoan’ny vahoaka io rano maloto io raha sanatria ka tsy jerenafarak’izay haingana.

Nohatitraterina fa tsy ny mpiray dia aminy no manatanteraka ny asa, fa ny olona iharan’ilay loza manambana fa kosa tan-tsoroka kely farak’izay bitika no mba entiny hanampiana ireto vahoaka monina eny amin’ny tanana iva ireto.

Mangataka hatrany izy ny tsy hisian’ny sakantsakana raha fanampiana an’ny mpiara-belona tahaka izao no hatao.

Nangonin’i Bevomaso

Related Post

𝐋𝐀𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐍𝐃𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀𝐑𝐈𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐋𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀 𝐈𝐋𝐀𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐓𝐈𝐄 𝐌𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐃𝐀𝐇𝐀𝐋𝐎 « 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐒𝐎𝐀 𝐃𝐈𝐓 𝐊𝐎𝐓𝐎

Posted by - mars 24, 2025 0
𝘽𝙀𝙏𝘼𝙇𝙀𝙑𝘼𝙉𝘼 𝙎𝙔 𝘼𝙈𝘽𝘼𝙏𝙊𝙈𝘼𝙇𝘼𝙈𝘼, 𝙁𝙊𝙆𝙊𝙉𝙏𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙄𝙎𝘼𝙉’𝙄𝙍𝙀𝙊 𝙈𝘼𝙁𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙃𝘼𝙇𝘼𝙏𝙍’𝙊𝙈𝘽𝙔 𝘼𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙆𝘼𝙊𝙈𝙄𝙉𝙄𝙉𝘼 𝘼𝙈𝘽𝘼𝙉𝙄𝙑𝙊𝙃𝙄𝙏𝙍𝘼 𝘽𝙀𝙈𝘼𝙄𝙏𝙎𝙊, 𝘿𝙄𝙎𝙏𝙍𝙄𝙆𝘼 𝘼𝙉𝘿𝙄𝙇𝘼𝙈𝙀𝙉𝘼. Nirotsaka tany an-toerana ny Komandà…