𝐍𝐘 π‰πŽππŽ π€πŽ π€ππ€π“πˆπ’𝐍𝐘 π‘π€ππŽπ•πŽπ‘π˜ πŒπ€ππƒπ‘πŽπ™πŽ.

475 0
Mamelona Olona maro ny lafinΒ Β»ny Jono ao anatin’ny Ranovory Mandrozo, nohon’ny fisian’ireo harena samihafa toy ny Trondro izay mivoaka ao anatiny isan-taona, na ireo mponina ao anatin’ny kaominina 3 izay misy azy ato anatin’ny faritra Melaky sy any amin’ny toeran-kafa (faritra hafa) izay manjifa ny vokatra avy ao, Satria:
-Mamokatra trondro samihafa milanja 250 taonina mandritry ny 7 volana ao anatin’ny taona iray izay fisokafan’ny Rano ny Ranovory MANDROZO.
-Mpanjono miisa 200 eo ao anatin’ny Fikambanan’ny VOI 3 no miasa ao anatin’izany isan-taona.
-Vidiny trondro iray kilao dia mahatratra 10.000 ariary no hangalan’ireo mpanangom-bokatra azy.
Ka nohon’izany dia mila fiarovana sy fikajiana mafy ny tontolo manodidina ny Ranovory Mandrozo mba haharitra tsy ho lany taminga ireo harena ireo sy mba ho lovain’ny taranaka faramandimby ihany koa hoy ny Talem-paritry ny Jono sy Toe-karena manga Melaky RANDRIAMAMPIONINA Fleury Guillaume, raha nitsidika sy nanao ny Sonia ny Bokin’andraikitra ho fanavaozana ny famindram-pitantanana ny harena voajanahary teo amin’ny VOI ho an’ny VALAN-JAVA-BOARY MANDROZO ny tapa-bolana lasa teo.
Amin’izao volana Novambra ho avy izao no hikatona indray ny fotoam-panjonoana ao amin’ny Ranovory MANDROZO.

Related Post

π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Posted by - mars 29, 2024 0
Β«Β π…πˆπ“πˆπ€π•π€π-π“π€ππˆππƒπ‘π€π™π€ππ€ 𝐍𝐎 π…πŽπ“πŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€Β Β» π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny…

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025 0
Fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangam-bato manoloana ny garan’Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifon’ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona…