๐๐จ๐ฌ๐ฒ ๐’๐€๐Š๐€๐“๐ˆ๐€: ๐•๐Ž๐€๐’๐Ž๐Š๐€๐‰๐˜ ๐‡๐Ž ยซย ๐‘๐„๐’๐„๐‘๐•๐„ ๐…๐Ž๐๐‚๐ˆ๐„๐‘๐„ ๐“๐Ž๐”๐‘๐ˆ๐’๐“๐ˆ๐๐”๐„ย ยป ๐„๐…๐€ ๐€๐-๐“๐€๐Ž๐๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐‘๐Ž.

127 0
โ€Ž๐Ÿ“Œ Nosy Sakatia dia Nosy iray ao Avaratra andrefan’i Madagasikara, manakaiky an’i Nosy Be Hell Ville.
๐Ÿ“Œ Anisanโ€™ny toerana misarika mpizahan-tany maro, nohon’ny fananany harena sarobidy ara-tontolo iainana dia efa an-taonany maro nandritra ny fitondrana nifandimby tany aloha no nosokajiana ho ยซย Rรฉservation fonciรจre touristiqueย ยป izy mba hiarovana ny harena voajanahary ao aminy, toy ny biby anay rano sy an-tanety, ny zava-maniry ao aminy ho harena lovain-jafy.
๐Ÿ“Œ Nahatsapa izany helehiben’ny otrikarena ara-javaboary misy ao amin’ity Nosy kely ity izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny ka manohy izany fiarovana azy izany ankehitriny.
โ€Žโ€ŽTaminโ€™ny 2018 no nisy mpandraharaha Malagasy nahafeno ny fepetra amin’ny fitrandrahana azy ho valan-javaboary sy fandraharahana ara-pizahantany antsoina hoe Green Madaland tamin’ny alalan’ny ย ยป bail emphytรฉotique ยซย .
โ€Žโ€Ž๐Ÿ“Œ Ho fanarahamaso ny toerana dia nisy ny fidinana ifotony nanaovana ny ยซย levรฉe topographiqueย ยป, namaritana ny haben’ny toerana, nanisana ny isan’ny mponina sy ny trano fonenana ao.
๐Ÿ“Œ Nampafantarina nandritra izany fa tsy misy velively ny fanalana olona araka ny tsaho miely.
๐Ÿ“Œ Noho izany dia tsy misy ary tsy marina velively ny lainga sy ny tsaho iniana ahely manoloana ny momba ity Nosy Sakatia ity
โ€ŽNandritra ny fidinana ifotony izay natao dia nisy olom-bitsy, nahitana tera-tany vahiny sy Malagasy izay mipetraka tsy ara-dalana nanakarama olona nanakana ny fanatanterahana ny ยซย levรฉe topographiqueย ยป ity tany an-toerana.
โ Ho arahin-tsika eto ny tohiny โ€ฆ
๐Ÿ“ท : nindramina
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post