ππ€π‡π€π™πŽ πŠπˆπ€ππ‰π€ π…πˆπ‹π€π‹π€πŽπ•π€ππ€ ππ€π’πŠπ„π“π˜ 𝐍𝐘 TANORA ATY AMIN’NY Β« DISTRIKA ANDILAMENA Β»

138 0
πŸ€ Notanterahina ny talata 06 Aogositra 2024 ny fanolorana ny « KIANJA VAOVAO FILALAOVANA BASKETYΒ Β»ho an’i tanora aty amin’ny Distrika Andilamena.
πŸ€ Nanatanteraka izany taty an-toerana Ramatoa Seheno Raheliarison RAKOTONDRAZAKA , filoham-boninahitry ny fikambanan’ny vady zandary (FI.VA.ZA), izay Vadin’ny Minisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena.
πŸ€ Amin’ny maha zanaka Andilamena azy no nitondrahany izao anjara biriky goavana izao no sady fanampina ireo tanora mba hirona kokoa amin’ny tontolo ny fanatanjahantena.
Raha te ahazo fandresena hoy izy dia mila manana kianja tsara manaraka ny fenitra hatrany.
πŸ€ Tonga Nanotrona izany no sady nitondra ny teny fisaorana mitafotafo ny Lehiben’ny Distrika Andilamena,ny solontenany deputΓ©,ny lehiben’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria Alaotra Mangoro, ny lehiben’ny Batailon d’infanterie d’Ambatondrazaka,ny Ben-tanana Andilamena, ary ireo sampana ara tserivisy na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana.
πŸ€ Aorian’izao fonolorana izao dia ity kianja ity arak’izany no handraisana ny lalao arampanatanjahantena rezionaly latsaky ny 20 taona zazalahy sy vavy ny 9-10-11 ny volana Aogositra izao.
Koa nanararaotra nitsodrano ireo mpandray anjara amin’izany saady ny Filoham-boninahitry ny fikambanana vadin’zandary na FIVAZA no sady vadin’ny minisitra delege misahana ny zandarimariam-pirenena.

Related Post

π…πˆπ…π€ππˆππ€ππ€ π‡πˆπ€πƒπˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π‡πŽ π™π€π˜ π“πŽπŒππŽ-πƒπ€πŠπ€ 𝐍𝐘 π‹πˆπ†π˜ π•π€πŠπˆππ€ππŠπ€π‘π“π‘π€ 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 ππ€π’πŠπ„π“ 𝐁𝐀𝐋𝐋

Posted by - mai 27, 2025 0
π…πˆπ…π€ππˆππ€ππ€ π‡πˆπ€πƒπˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π‡πŽ π™π€π˜ π“πŽπŒππŽ-πƒπ€πŠπ€ 𝐍𝐘 π‹πˆπ†π˜ π•π€πŠπˆππ€ππŠπ€π‘π“π‘π€ 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 ππ€π’πŠπ„π“ 𝐁𝐀𝐋𝐋 | 𝐍𝐘 π“πŽπ„π“π‘π€ π‘π€π“π’π˜ π‡π€π…πˆπ“π’πŽπŠπ˜ 𝐍𝐘 πŒππˆπ“π’π€π‘π€ 𝐍𝐎…

Mandritsara, mitohy ny ezaka fanarenana ny tontolo iainana

Posted by - juin 5, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐒𝐭𝐨𝐑𝐲 𝐧𝐲 𝐞𝐳𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨 𝐒𝐚𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 (π‘―π’‚π’Žπ’†π’•π’“π’‚π’‰π’‚π’π’‚ π’•π’†π’•π’Šπ’Œπ’‚π’”π’‚ π’Šπ’‚π’“π’π’—π’‚π’π’‚ 𝒕𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 π’Šπ’‚π’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒂𝒐 𝑴𝒂𝒓𝒐𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒐, π’Žπ’Šπ’”π’š π’π’š π’•π’†π’•π’Š-𝒃𝒐𝒍𝒂 π’π’‚π’‘π’†π’•π’“π’‚π’Œπ’‚…