π…πˆπŠπ€πŽππ€π-πƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€: 𝗧𝗦𝗬 π—‘π—œπ—¦π—¬ 𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗦𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—” π—§π—˜π—’ π—”π—Ÿπ—’π—›π—” 𝗔𝗑𝗗π—₯𝗬 π—₯π—”π—π—’π—˜π—Ÿπ—œπ—‘π—”

388 0

Tao anatin’ny fanambarana nataony no nandisoan’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra Tenin’ny Governemanta GASCAR Fenosoa ny vaovao miely amin’izao fotoana izao fa nasaina ho avy amin’ny fikaonan-doham-pirenena hotontosaina manomboka rahampitso ny filoha teo aloha Andry RAJOELINA.

Nambarany fa tsy ireo mpitondra fivavahana mitarika ny FFKM amin’izao fotoana izao no nanao izany fanambarana izany fa mpikambana ao amin’ny FFKM tsotra, tsy manana ny fahefana hanao izany. Nanao antso ihany koa ny tenany ny amin’ny famerenana sy fanamafisana ny andrimasom-pokonolona noho ny fisian’ireo endrika fanakorontanana misy amin’izao fotoana izao. Arahl ato anatin’ny horonantsary ny fanazavana feno.

 

Related Post

πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ | KANDIDA NΒ°3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA

Posted by - dΓ©cembre 10, 2024 0
KANDIDA NΒ°3 | Simon Nomenjanahary FANDRAVA Namerina ny TOKY Teo Antamponivinany androany,nandritra ny FARADOBOKA FAMPIELEZAN-KEVITRA ho an’Ambositra Ambonivohitra. Tsy hamono…