๐
๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ | ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
—-
Hofankalazana ny andro manerantany hoan’ny fahasalamana sy hofamaliana ireo fangatahana ary fanamafisana ny fiaraha-miasa efa misy dia nanolotra fitaovana maromaro hoan’i CHRR Amboanato Taolagnaro Anosy ny Croix-Rouge Malagasy izay tohanan’ny CROIX ROUGE ALLEMANDE.
Izany dia notanterahina tamin’ny Alarobia 09 avril 2025,izay nahazoan’ireo Services mpandray marary rehetra fitaovana raitra sy manarapenitra.
Mankasitraka hatrany tompoko amin’ny fahatokisana, ka ahafahana manatanteraka ilay filamatra ยซย fahasalamana manakaiky vahoakaย ยป ๐ช ๐
Nangonin’i Arrone Kennedy