๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€

393 0
๐Š๐š๐ง๐๐ข๐๐š ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐‹๐€๐‹๐€ ๐‘๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐’๐Ž๐€ | ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐„ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐‹๐€๐…๐˜ ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ๐€๐ˆ๐Œ-๐๐ŽA๐๐€
๐Ÿ“Œ Ho fanampiantsika ny tanoran-tsika, dia hisy fampiofanana mikirakira ny ๐„๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž, ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐ข๐ž๐ซ | ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐จ | ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐๐š๐ญ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ž๐ซ๐ข๐ž | ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ซ๐ค๐ž๐ญ๐ข๐ง๐  ๐ƒ๐ข๐ ๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ฒ & ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐š๐ ๐ž๐ซ, izay omena ๐’Ž๐’‚๐’Š๐’Ž๐’‚๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’๐’‚๐’๐’‚ manerana ny Boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra, ary hahazoana marim-pahaizana , fiofanana izay tena azo entina hisehatra aminโ€™ny asa avy hatrany, Mpampiofana matianina, ary efa manana traikefa an-taonany maro no hampiofana, koa tongava misoratra anarana.
๐Ÿ“Œ Kanefa !! kanefa, tsy hijanona aminโ€™izay fotsiny, fa raha sitrakareo, ka ho tonga Benโ€™ny tanana ny tenako, dia hotohizana hatrany izany fampiofanana izany, hampitombo ny lentanโ€™ny fahalalana hanananโ€™ireo tanoran-tsika, koa fidio i Harilala RAMANANTSOA, laharana faha7 aminโ€™ny Bileta tokana, hahatratran-tsika ny vinanโ€™ny fanabezana sy fampiofanana ho matianina hatrany.
๐Ÿ“Œ Io no teninโ€™i Ramatoa Harilala RAMANANTSOA raha nitsidika ny Boriboritany faha6 izy io tolakโ€™andro io, vahoaka maro hatrany no tonga nihaino sy nanotrona ny fampielezan-kevitra nataony.
๐Ÿ“Œ Fa ankoatrโ€™ireo, dia nitso-drano anโ€™ity vavy tokana ho fidiana ho Benโ€™ny tanana ity ny olobenโ€™ny Fokontany Anosisoa sy ireo Fkt manodidina, mba hahelo hahalasana, ka ho tonga aminโ€™ny tanjona irina, tsy ho solafaka an-dalana. Tamim-pitiavana feno no nandraisanโ€™i Harilala anโ€™izany tso-drano zava-mahery izany.

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatinโ€™ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
ยซ ๐ป๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ โ„Ž๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐น๐พ๐‘‡ ๐‘€๐‘๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘Ž ( ๐น๐พ๐‘‡ ๐‘ƒ๐‘–๐‘™๐‘œ๐‘ก๐‘’) ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜๐‘œ ๐‘Žโ„Ž๐‘œ, ๐‘ ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž ๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘œ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘ก๐‘ ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘ฃ๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘˜๐‘œ, ๐‘˜๐‘Ž…