Fokotany Tanamborozano mitambatra | Manambatra ny heriny ny Lehiben’ny FKT

291 0
πŸ“Œ Fokotany Tanamborozano mitambatra: Manambatra ny heriny,mba hitondra fampandrosoana amin’ny fokotany izay iadidiany ireo Lehiben’ny fokotany.
 
πŸ“Œ Nampiseho ny fahavononana hiray hina sy hifanohana,ho fampandrosoana ny fokotany izay iadidian’izy ireo ny Filohan’ny Fokotany 6 ao Tanamborozano (Tanamborozano Plle 22/21,22,23,31,32,33).
 
πŸ“Œ Ny sabotsy teo no notanterahina tao amin’ny Espace Stella Maris ny lanonana ho fisaorana ireo komitim-pokotany sy ny mpiara-miasa amin’izy ireo.Fa ankoatra izay dia nanolotra fanomezana ho an’ireo Manam-pahefana eto Toamasina izy ireo amin’izao fahatratrarana ny taona vaovao izao.
 
Β Β» Ny firaisan-kina sy ny fanajΓ na dia anisan’ny soa toavina mitarika ho amin’ny fampandrosoana Β Β» hoy izy ireo. Vao sambany no nanao hetsika toy izao izy ireo,fa hotohizana isan-taona izany.
πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐈𝐎’𝐑𝐄𝐍𝐀𝐋𝐀 πƒπ€π˜π’

Posted by - dΓ©cembre 19, 2024 0
𝑯𝒐 π’•π’‚π’π’•π’†π’“π’‚π’‰π’Šπ’π’‚ π’π’š 20 π’”π’š 21 π’‚π’“π’š 22 π’…π’†π’„π’†π’Žπ’ƒπ’“π’† π’Šπ’›π’‚π’ π’π’š π‘­π’†π’”π’•π’Šπ’—π’‚π’ π’Šπ’’𝑹𝒆𝒏𝒂𝒍𝒂 π‘«π’‚π’šπ’” π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒐𝒓𝒐𝒏𝒅𝒂𝒗𝒂 ; π’‰π’†π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚…

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…

FIER-MADA 2025

Posted by - aoΓ»t 12, 2025 0
FIER-MADA 2025 – Andiany faha-26 : Ambatovy manohana hatrany ny tanora mpandraharaha sy ny tantsaha eny ifotony Nanamarika indray ny…