Fiarovam-pirenena โ€” Fanavaozana lehibe eo anivonโ€™ny Zandarimariam-pirenena

118 0
๐…๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š โ€” ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ž๐จ ๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐™๐š๐ง๐๐š๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š
Hoentina manakaiky kokoa ny vahoaka sy hamaly ny filร nโ€™ny fiarahamonina aminโ€™izao fotoana izao ny fanovana goavana kasaina hapetraka eo anivonโ€™ny Zandarimariam-pirenena. Ao anatinโ€™ny fandaharana โ€œFiarovam-pirenenaโ€ anio alahady no hanazavanโ€™ny Gรฉnรฉral de Brigade MAMELISON Mbina Nonos, Komandinโ€™ny Zandarimariam-pirenena, ireo lafiny manan-danja aminโ€™ny politika vaovao entinโ€™ny hery fiandrianana.
๐—”๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ต๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ:
โ€ข ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ญ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
Nambarany fa hiova tanteraka ny fomba fandraisana andraikitry ny Zandary eny ifotony. Kendrena ny hanamafisana ny fifandraisana mivantana aminโ€™ny olom-pirenena, ny fanatsarana ny fandraisana fitarainana, ary ny fanaparitahana rafitra ahafahana mamaly haingana kokoa ny filร nโ€™ny mponina.
โ€ข ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ ๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ซ๐š, ๐š๐๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ
Hatsaraina hatrany ny fitantanana sy ny rafitra anatiny, ka kolikoly sy abus de pouvoir dia ho voasazy henjana. Nasongadinโ€™ny Komandy fa tsy maintsy miverina aminโ€™ny lanjanโ€™ny asa sy ny etika ny Zandary, ka hapetraka ireo mekanisma hanamafisana ny fahadiovanโ€™ny asa sy ny andraikitra.
โ€ข ๐—™๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ญ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
Ho entina ao anatinโ€™ny fandaharana ihany koa ny fanazavana mazava momba ny fifaninana hidirana ho Zandary, izay antenaina hisokatra aminโ€™ny fomba mirindra sy mangarahara. Ho fantarina ireo dingana, fepetra ary fitsipika vaovao, ka kendrena ny hisarika tanora manan-kery sy mendrika hiroso aminโ€™ny asa fiarovam-pirenena.
Aminโ€™ity fandraisam-pitenenana ity, dia mikendry ny hanavao sy hanarina tanteraka ny endriky ny Zandarimariam-pirenena ny Gรฉnรฉral de Brigade MAMELISON Mbina Nonos, mba hanana hery matihanina, matoky tena ary itokisanโ€™ny vahoaka.
Nangonin’ Lay Mahitsy

Related Post

แดษชแด€ษดแด…ส€แด€ษดแด…ส€แด€ แด›แด€ษดแด›sแดส€แดแด‹แด€ แด€แด ส แด€แดษชษด’ษดส า“ษชแด›แดษดแด…ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด แด แด‡สœษชแด แด€แด ส แด›แด€ษดแด›sแด€สœแด€ แด‡แด›แด แดแด€แด…แด€ษขแด€sษชแด‹แด€ส€แด€. แด€ษดษชsแด€ษด’ษดส า“ษชแด‹แด€แดส™แด€ษดแด€ษดแด€ ษดแด€แดแด˜ษชsแด‡สœแด ษดส แดแด€สœแด€ ษชแดขส แด€แดขส ษดแด€ษดแด…ส€ษชแด›ส€แด€ ษดส แด€ษดแด…ส€แด แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด›แด€ษดส สœแด แด€แดขส ษชส€แด‡แด ษดส า“แด€ส€แด ษดแด sแด€แด…ส ษดแด€ษดแด€แด า“แด€ษดแด€แดส™แด€ส€แด€ษดแด€ แด›แด€แดษชษด’ษดส แด€ษดแด€ส€แด€ษด’ษชส€แด‡แด า“แด€ส€ษชแด›ส€แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€ แดษชsส แด€แดขส แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษดส ษดแดsส.

Posted by - octobre 17, 2024 0
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…