πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈 | π…π’πŸπ’ππ’πšπ§πšπ§πš 𝐀𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐚π₯𝐲.

265 0
Mifarana androany 08 Desambra ny lisitry ny mpifidy natovana « OrdonnanceΒ Β» avy amin’ny didim-pitsarΓ na ambaratonga voalohany(TPI)Antsirabe ho an’ny Distrika Antsirabe I. Fantatra izany nandritra ny fivorian’ny vaomieram-pifidianana(CENI) Antsirabe I tao amin’ny biraony eto Antsirabe,notarihin-dRtoa filohan’ny CED RASOLOARISATA Josiane Herimanana.
Nanatrika ny Asa ny rafitra manohana ara-teknika sy ny antoko politika nanao fanambarΓ na Ary ny fiarahamonim-pirenena nahazo fankatoavana amin’ny fanabeazana olom-pirenena sy hanara-maso ny fifidianana.
Miisa 742 ny fangatahana « ordonnanceΒ Β» fa 643 no nekena ka anaty lisitry ny mpifidy natovana,afaka haneho ny safidiny amin’ny 11 Desambra ho avy izao izay mitsinjara amin’ny Fokontany 40 raha toa ka 60 ny eto Antsirabe I.
Nanentanan’ny CED ny kandidΓ  mirotsaka ho fidina sy ny mpiray lisitra Ary ny mpomba azy ireo ny hitandroana hatrany ny fihavanana Malagasy.
Nangonin’i HAJA.

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - avril 28, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨 (π‘΅π’‚π’π’π’Žπ’† π’•π’π’Œπ’π’•π’‚π’π’š 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏`π’π’š π’π’‚π’π’…π’‚π’“π’š π’•π’π’ƒπ’š π’π’š π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’Šπ’‘π’‚π’Šπ’Œπ’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂…

Fisolokiana miseho amin’ny Cash Point eto Mandritsara | Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania

Posted by - fΓ©vrier 24, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒπšπ§π¨π¦π›π¨π€πš 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐯𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐬𝐨π₯𝐨𝐀𝐲 𝐯𝐨π₯𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 π‚πšπ¬π‘ 𝐏𝐨𝐒𝐧𝐭 ( Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania) ✦Cash…