Fantatrao ve? Misy fiantraikany amin’ny atmosphère ny fandoroana ala sy ny fanimbana tontolo iainana
Rehefa mandoro ala isika, dia tsy ny hazo sy ny zavamaniry ihany no very. Misy fiantraikany lehibe mitranga koa eny amin’ny rivotra sy amin’ny fifandanjan’ny tontolo iainana. Mandritra ny fandoroana…
Read More