๐€๐ง๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐š ๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ฅ๐ฒ…

142 0
Tontosa soamantsara ny lanonana fisaorana ireo vahoaka izay nanome fahatokisana ny solombavabahoaka Soafilira Princia.
Tonga nanotrona ny Ampanjakabe an’i Analalava Zalifa sy ny Mpanjakan’i Maromandia ary ireo Ben’ny Tanana rehetra tsy ankanavaka nandritra ny korana izay naharitra roa andro Dia nisy ny nofon-kena mitam-pihavananaโ€š nozaraina tamin’ny vahoaka avy amin’ny kaominina rehetra mandrafitra an’ny Distrika Analalava.
Soafilira Princia….Analalava tiako sady tia zahoโ€š mankasitraka ny vahoaka taminโ€™ny fanehoam-pitiavana ary fifampitokisana nisy tamintsika.
Tsapako fa tianareo tokoa ahoโ€š nandresy antsika taminโ€™ny vokatra vonjimaika navoakanโ€™ny CENI ka vokatra ofisialy sisa andrasana dia miroso aminโ€™ny asa fampandrosoana isika ary tsy misy kaominina ho adino.
Misaotra ireo nanotrona indrindra

Related Post

๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€
โ€Ž
โ€Ž๐‘ญ๐’‚๐’Ž๐’†๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ท๐’“๐’๐’”๐’‘๐’†๐’“ : ๐‘ป๐’๐’๐’Š๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’”๐’๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ฎ๐’‚๐’›๐’†๐’•๐’š ๐‘ณ๐’‚๐’Œ๐’“๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘ท๐’†ฬ๐’“๐’† ๐‘ฑ๐’‚๐’„๐’’๐’–๐’†, ๐‘ต๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’-๐’…๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’Œ๐’‚๐’-๐’Œ๐’†๐’—๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘ป๐’‚๐’๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š
โ€Ž
โ€Ž 12 Novambra ,Fark Md Josefa Andrefantsena ,

Posted by - novembre 12, 2025 0
Saika nirona tao amin’ny hoe TSIGNAM-BOLAN’NY ALAHAMADY izany hoe ny eo anelanelan’ny volana Mars sy Aprily ny hevitry mpandala ny…

๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š

Posted by - mars 11, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…