Matotra ny Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM

309 0
TOAMASINA
Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM( Croissant d’Espoir Madagascar),dia Mpino silamo miisa 500 no nisitraka fanomezana omaly zoma 14 jona 2024.
馃憠 Hetsika ra-tsosialy,fiomanana amin’ny fiatrehana ny IDIBE ity natao ity.
馃憠 Tao amin’ny Gymnase Soavita no nanaovana ny fizarana fanomezana izay,natrehin’ny Ben’ny Tanana Rakotonirina NANTENAINA, ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanana Rabelonahiana Martial,ary ny Filohan’ny CEM.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

饾悈饾悁饾悡饾悞饾悁饾悐饾悁饾悕’饾悁饾悕饾悆饾悜饾悎饾悁饾悕饾悁 | 饾悕饾悎饾悆饾悎饾悕饾悎饾悕饾悁 饾悎饾悈饾悗饾悡饾悗饾悕饾悩 饾悕饾悎饾悏饾悇饾悜饾悩 饾悕饾悩 饾悈饾悎饾悪饾悗饾悡饾悜饾悩 饾悕饾悩 饾悁饾悞饾悁 饾悈饾悁饾悕饾悁饾悤饾悁饾悗饾悪饾悁饾悕饾悁 饾悕饾悩 饾悡饾悗饾悓饾悘饾悗饾悕’饾悁饾悕饾悆饾悜饾悁饾悎饾悐饾悎饾悡饾悜饾悁 饾悇饾悡饾悗 饾悁饾悕饾悎饾悤饾悗饾悕’饾悕饾悩 饾悐饾悁饾悗饾悓饾悎饾悕饾悎饾悕饾悁聽

Posted by - ao没t 30, 2024 0
饾悈饾悁饾悡饾悞饾悁饾悐饾悁饾悕’饾悁饾悕饾悆饾悜饾悎饾悁饾悕饾悁 | 饾悕饾悎饾悆饾悎饾悕饾悎饾悕饾悁 饾悎饾悈饾悗饾悡饾悗饾悕饾悩 饾悕饾悎饾悏饾悇饾悜饾悩 饾悕饾悩 饾悈饾悎饾悪饾悗饾悡饾悜饾悩 饾悕饾悩 饾悁饾悞饾悁 饾悈饾悁饾悕饾悁饾悤饾悁饾悗饾悪饾悁饾悕饾悁 饾悕饾悩 饾悡饾悗饾悓饾悘饾悗饾悕’饾悁饾悕饾悆饾悜饾悁饾悎饾悐饾悎饾悡饾悜饾悁 饾悇饾悡饾悗 饾悁饾悕饾悎饾悤饾悗饾悕’饾悕饾悩 饾悐饾悁饾悗饾悓饾悎饾悕饾悎饾悕饾悁 Fatsakana, fantatra amin’ny anarana hoe…