π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)

340 0
π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)
 
✦Tonga ao Antsohihy ireo sinoa avy amin`ny orinasa hanamboatra ny lalam-pirenena faha-31 mampitohy Bealanana sy Ankazobetsihay RN6. Noraisin’ny Governoran’ny faritra Sofia, Jeneraly Lylison RenΓ© De Rolland, tao amin’ny birao fiasany androany zoma 19 Aprily 2024 ireo tompon’ny orinasa nahazo ny tolo-barotra amin’ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-31bis ( RN31 bis) izay mampitohy an’ Antsohihy – Bealanana, miainga avy eo Ankazobetsihay ka hatrany amin’ny tampon-tanΓ na Bealanana.
Hijery toerana hametrahana ireo fitaovana hampiasaina izy ireo mba ho fanomanana ny firosoana amin’ny asa lΓ lana ho tara ( goudron).
 
Nangonin`i π‘ͺπ’π’‚π’–π’…π’Šπ’

Related Post

Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…