Mike L. Rasamoelina : Atoa « 4 barettes » sy ny namany ô, ekeko fa maika ianareo

116 0
Ambatomaro. 18h30
Atoa « 4 barettes » sy ny namany ô, ekeko fa maika ianareo am’ty phare sy detresse tsy ankijanona taorianako tao, avy eo mbola notrerominao haka sisiny aho.
Ho fanajako ireo Lehibenareo miara-miasa amiko anefa dia naka sisiny aho, anaty embouteillage teo Ambatomaro Epp. Nofaohinao ankitsirano anefa ihany anefa ny fiarako ary potika tanteraka ny retroviseur-ko.
Tsy ho teneniko intsony ny hatairana sy ny traumatisme nahazo ny VADY AMAN-JANAKO tanaty fiara, izay zavatra tsy tantiko indrindra.
Tsy nijanona akory ianao fa vao maika lasa ary mbola niteny hoe « enjeho raha tratra »
Tsy fantatro ianareo na Forces inona na inona fa ny haiko aloha dia ato ny sarinareo sy ny laharan’ny fiara
Nissan Hardbody fotsy 5141TBL
Ho fanajako ireo Lehibenareo miara-miasa amiko anefa dia naka sisiny aho,

Related Post