Miisa 3 ireo kandida nanatitra taratasy filatsahan-kofidiana teo anivon’ny OVEC distrika Morondava

476 0

kandida telo no nanatitra ny antotan-taratasy filatsahan-kofidiana teo anivon’ny OVEC Morondava , avy amin’ny vovonana FIRAISAKINA ny iray ary IRD ny iray raha tsy miankina kosa ny iray

Nangonin’i RA-PA Menabe

Related Post

Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐌𝐩𝐢𝐤𝐚𝐭𝐫𝐨𝐤𝐚 𝐓𝐆𝐕 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚 | 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 — Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao…