Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

175 0
𝐌𝐩𝐒𝐀𝐚𝐭𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐓𝐆𝐕 π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ₯𝐚𝐳𝐚 | πŸπ’πŸπšπ¦π©π’πšπ«πšπ‘πšπ›πšπ§πš 𝐧𝐨𝐑𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨
Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao teo amin’ireo solontena mpikatroka TGV Ambohimalaza Miray sy ny ekipa TGV Distrika Avaradrano izay tarihin’ny Filoha mpitantana Rija Rajaonah sy ireo Ben’ny Tanana ary ireo solontena avy amin’ny fikambanana samihafa.
 
Tazana teny ihany koa ny Ben’ny Tanana ny Kaominina Ambohimangakely, Andriamatoa Thierry Radafy
Nisy ny fijerena ireo tombana ny ezaka vita tamin’ny taon-dasa ny mpitarika ny antoko TGV Ambohimalaza Miray ka tsapa sy hita ny ezaka ary amin’ny fifidianana solombavambahoaka izay ho atao ny 29 May 2024 ho avy izao dia efa maneho ny fahavonony tanteraka ireo mpikatroka amin’ny fihatrehana izany.
 
« Madagasikara tsy maintsy mandroso, Ambohimalaza Miray tsy maintsy mandresy »
« Fa ny Fitiavana no Lehibe Indrindra »
 
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…