« π πππππππ-ππππππππππππ ππ π ππππππ ππ π πππππππππππππΒ Β»π ππ‘πππ¬π’ππ«π¨π―ππ§π π§π² ππ¨π₯π¨-π©ππ§ππππ‘ππ§π ππ πππ«ππ¬π ππππ ππππ¨ ππ¨π«ππ¦ππ§π π
Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny hetsika fankalazana ny fanamarihana ny faha 77 taonan’ny fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947 teto Moramanga androany Zoma 29 Martsa 2024 niaraka tamin’ireo minisitra vitsivitsy mpikambana ao amin’ny Governemanta.
Nanontrona sy nanome voninahitra ny hetsika ireo tamponn’andraikitra avy ato anivon’ny faritra Alaotra Mangoro izay notarihan’ny lehibean’ny fileovanana Ambatondrazaka sy ny Governoran’ny Faritra Alaotra Mangoro ary ireo solombavam-bahoaka, niaraka amin’irao vahoaka sy fikambanana samy hafa.
Raha ny lamina efa nampetraka sy ny fandaharam- potoana efa namparitaka dia tokony ny Filoha Andry RAJOELINA no tonga taty Moramanga fa ny fotoam- bita tsy mahaleo ny sampona dia tsy maintsy namonjy ireo traboina mpiray tanindrazana any Avaratra ny tenany
Nangonin’i Juanita RAKOTOARIVAO