𝐈 π€π―π¨π­π«πš 𝐧𝐨 𝐦𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 π…πšπ§πžπ―πšπ§’𝐧𝐲 π…π’π«πšπ’π¬πšπ§π€π’π§πš 𝐞𝐭𝐨 π€π―πšπ«πšππ«πšπ§π¨

409 0
Natolotry ny Vovonana Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy (Firaisankina Avaradrano Ofisialy) ho Kandida ao amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano i Andriamatoa Avotraina Andriamosa, Izay fantatry ny maro amin’ny ho Maire avotra,
 
Izy dia Ben’ny tanana ny Commune Sabotsy Namehana, nandritran’ny 17 taona, ary mbola amperin’asa tanteraka izy izao voatendry ho Kandida ho solombavambahoaka izao.
 
Ny Zoma 15 Martsa lasa teo, tao amin’ny Foibe Tiako i Madagasikara etsy Ampandrana no nanambara sy nanolorana izany tamim-pomba ofisialy izany, vahoaka marobe no tonga nanotra azy sy ireo mpiara-dia aminy.
Tonga teny ihany koa ireo Parlemantera Tiako i Madagasikara, ary nilaza ny i Avotraina Andriamosa fa teny ierana sy tsara tso-drano tamin’Andriamatoa Andriamatoa Solombavambahoaka, Dgerry izao firotsahany izao.
 
Teo ampanolorana ny tararatsy fanomezan-dalana, dia nanatitratitra Andriamatoa Marc Ravalomananafa mila manaja tsara ny fahamarina sy ny fahamasinana ny rehetra raha tiana ny hahazoana vokam-pifidianana eken’ny rehetra.
 

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…

π‹π€π•πŽπ’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 π™π€ππƒπ€π‘πˆπŒπ€π‘πˆπ€ π€ππƒπˆπ‹π€πŒπ„ππ€ πˆπ‹π€π˜ πŠπ€π‘π“πˆπ„ πŒπŽππˆπ‹π˜ πƒπ€π‡π€π‹πŽ Β«Β π‘π€πŠπŽπ“πŽπ’πŽπ€ πƒπˆπ“ πŠπŽπ“πŽ

Posted by - mars 24, 2025 0
π˜½π™€π™π˜Όπ™‡π™€π™‘π˜Όπ™‰π˜Ό π™Žπ™” π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™π™Šπ™ˆπ˜Όπ™‡π˜Όπ™ˆπ˜Ό, π™π™Šπ™†π™Šπ™‰π™π˜Όπ™‰π™” π˜Όπ™‰π™„π™Žπ˜Όπ™‰’π™„π™π™€π™Š π™ˆπ˜Όπ™π˜Όπ™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™ƒπ˜Όπ™‡π˜Όπ™π™’π™Šπ™ˆπ˜½π™” π˜Όπ™Š π˜Όπ™ˆπ™„π™‰’𝙉𝙔 π™†π˜Όπ™Šπ™ˆπ™„π™‰π™„π™‰π˜Ό π˜Όπ™ˆπ˜½π˜Όπ™‰π™„π™‘π™Šπ™ƒπ™„π™π™π˜Ό π˜½π™€π™ˆπ˜Όπ™„π™π™Žπ™Š, π˜Ώπ™„π™Žπ™π™π™„π™†π˜Ό π˜Όπ™‰π˜Ώπ™„π™‡π˜Όπ™ˆπ™€π™‰π˜Ό. Nirotsaka tany an-toerana ny KomandΓ …