Fanompoanam-pivavahana iraisam-pinoana izay natao tao amin’ny FJKM Fanaovaozana Andilamena ny Alahady 03 Martsa 2024 nanomboka tamin’ny 03 Ora folak’andro no nanombohana ny fanamarihana ny andron’ny Vehivavy ho an’ny Distrikan’Anadilamena.
Nanontrona sy niara-niombom-bavaka tamin’izany ny Solombavam-bahoaka mivady, ny Sefo Distrika mivady, ny ben’ny Tanana, ny Delegean’ny ministeean’ny mponina sy Firaisan-kina ao amin’ny Distrikan’Andilamena mivady ary ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy sy olo-manakaja sivily sy miaramila.
Ny kaomity mpanohana ny fankalazana ny andron’ny vahivavy 08 Martsa moa no nikarakara sy nanomana io fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana io ary niarahan’izy ireo niasa tamin’ireo fiangonana Krsitiana ao anivon’ny Distrikan’Andilamena.
Β Β» vehivavy miarina sy miray hina, Firenena Mandroso Β«Β
Araka ny lohahevitta hoe: Β Β» vehivavy miarina sy miray hina, Firenena Mandroso « dia nifantoka tamin’izany daholo ny hafatra sy fandraisam-pitenenana nataon’ireo manampahefana mba hamporisihana ireo vehivavy andray anjara mavitrika amin’ny sehetra rehetra mba ahatonga azy ireo ho fanoitra amin’ny fampandrosoana ny Firenena.
Tsy mijanona amin`ny asa fandraharahana andavan`andro ny andraikitry ataon`ny mpandraharahan`ny fonja ao Mandritsara fa misehatra amin`ny fiarovana ny tontolo iainana…
Aminβizao fankalazana ny alatsinainβny PentekΓ΄ty izao, dia nampitombo ny fepetra fiarovana eny aminβny morontsirakβi Mangily sy Madiorano, any Toliara, ny…