famoahana ireo zazavao miisa 65 lahy 2023/2 izay eo ambany fanevan’ny bataillon

296 0
Nototosaina androany faha 1 Marsa 2024 ,ny famoahana ireo zazavao miisa 65 lahy 2023/2 izay eo ambany fanevan’ny bataillon d’infanterie Tolagnaro.
 
Tsara marihana fa ireto miaramila vaovao ireto dia haparitaka any amin’ny Compagnie d’infanterie.
 
– Sapoana
– Bekily
– Betroka ary ny compagnie de commandement des services.
 
Ity lalonana ity dia natao eo ambany fanevan’ny Command de Brigade sud’est.
Jeneral de brigade : RAKOTONANDRASANA Nordile Falitiana Honora.
 
Nangonin’i Arrone Kennedy

Related Post

ESTIIM’ MIZARA HAFALIANA

Posted by - décembre 19, 2023 0
  Hetsika iray manan-danja no nokarakarain’ny mpianatra, session d’été, ao amin’ny oniversité tsy miankina ESTIIM’ taona voalohany L1 amin’ny taranja…