Croisade Jesosy Manasitrana Diego.

448 0

Fitoriana Filazantsara sy famoahana devoly Ary fanasitranana ho an’ny marary niarahana tamin’ny Envanjelista DAG Heward Mills tao amin’ny stade Manarapenitra Diego. Andro voalohany , efa nisy ny marary sitrana, nisy vehivavy iray Jamba tao anatin’ny taona maromaro, fa rehefa nanomboka ny vavaka fanasitranana Dia nahiratra ilay vehivavy.

Mbola mitohy androany 1er Mars ka hatramin’ny 2 Mars.

Nangonin’i Sela Fanambarana

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafan »ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…